Miaraka amin’ny fameperana rehetra sy ny protocole ara-pahasalamana mihatra mandritra ny valan’aretina, dia toa tsy mora toy ny teo aloha intsony ny fanaovana raharaham-barotra. Ny zava-drehetra dia tsy maintsy atrehina amin’ny fanavaozana vaovao izay mifanaraka amin’ny filana, ny fironana ary ny fahazaran’ny fiarahamonina. Ny maodely fandraharahana ara-tsakafo Vidio ny laharana […]